FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Toy ny voninkazo izy, eny, toy ny voninkazo izay mamelana nefa tapahina avy eo.+

      Ary mandositra toy ny aloka+ izy, ka tsy misy intsony.

  • Salamo 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nataonao vitsy andro aho,+

      Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+

      Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela.

  • Salamo 109:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy maintsy ho lasa ihany aho, toy ny aloka madiva hanjavona.+

      Ary akifika toy ny valala aho.

  • Salamo 144:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mihelina toy ny fofonaina ny olombelona,+

      Ka toy ny aloka mandalo ny androm-piainany.+

  • Jakoba 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara