FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary niverina ny rano,+ ka nanarona ny kalesin’ady sy ny mpitaingin-tsoavaly tao amin’ny tafik’i Farao rehetra, dia ireo nankao an-dranomasina nanaraka ny Israely.+ Dia tsy nisy niangana izy ireo na iray aza.+

  • Eksodosy 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nandifotra azy ireo ny rano manonja.+ Nilentika tao amin’ny lalina tahaka ny vato izy ireo.+

  • Deoteronomia 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 na ny nataony tamin’ny tafik’i Ejipta sy ny soavalin’i Farao mbamin’ny kalesin’adiny, izay difotry ny ranon’ny Ranomasina Mena rehefa nanenjika anareo,+ ka nataon’i Jehovah ringana mandraka androany.+

  • Josoa 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’izay ny razanareo dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+ Koa nasiany haizina nanelanelana anareo sy ny Ejipsianina,+ ary natontany tamin’izy ireo ny ranomasina ka nataony nandifotra azy.+ Dia hitan’ny masonareo ny nataoko tany Ejipta.+ Ary nitoetra tany an-tany efitra andro maro ianareo.+

  • Salamo 78:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Nitarika azy ireo foana izy, ka tsy nanana ahiahy izy ireo sady tsy natahotra.+

      Voasaron’ny ranomasina ny fahavalon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara