Salamo 116:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanongilan-tsofina nihaino ahy izy,+Ka hiantso azy aho mandritra ny androm-piainako.+ Isaia 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+