Isaia 41:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Mitady rano+ ny ory sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta+ ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy ireo,+ ary izaho Andriamanitry ny Israely dia tsy mba handao azy.+ 2 Timoty 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ny fanenjehana ahy, ny fijaliako, ny zavatra nanjo ahy tany Antiokia+ sy tany Ikonioma+ ary tany Lystra,+ mbamin’ny karazam-panenjehana nozakaiko. Ny Tompo anefa nanafaka ahy+ tamin’izany rehetra izany.
17 “Mitady rano+ ny ory sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta+ ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy ireo,+ ary izaho Andriamanitry ny Israely dia tsy mba handao azy.+
11 ny fanenjehana ahy, ny fijaliako, ny zavatra nanjo ahy tany Antiokia+ sy tany Ikonioma+ ary tany Lystra,+ mbamin’ny karazam-panenjehana nozakaiko. Ny Tompo anefa nanafaka ahy+ tamin’izany rehetra izany.