Salamo 73:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireny ny ratsy fanahy! Miadana lalandava izy,+Sady mampitombo ny fananany.+ Jakoba 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manana fiainana mirenty ianareo eto an-tany, ary manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo.+ Ny fonareo dia tahaka ny biby hatavezina ho amin’ny andro famonoana.+
5 Manana fiainana mirenty ianareo eto an-tany, ary manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo.+ Ny fonareo dia tahaka ny biby hatavezina ho amin’ny andro famonoana.+