Salamo 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+ Salamo 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hamaly ny vavaka ataonao anie i Jehovah, amin’ny andro fahoriana!+Hiaro anao anie ny anaran’ilay Andriamanitr’i Jakoba!+
6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+
20 Hamaly ny vavaka ataonao anie i Jehovah, amin’ny andro fahoriana!+Hiaro anao anie ny anaran’ilay Andriamanitr’i Jakoba!+