Salamo 60:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampio izahay mba ho afaka amin’ny fahorianay,+Fa zava-poana ny famonjena avy amin’ny olombelona.+ Salamo 118:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo mialoka amin’i Jehovah+Toy izay matoky olombelona.+ Salamo 146:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza matoky ny olona ambony+Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+