Salamo 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+ Salamo 86:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 86 Aoka ianao hanongilan-tsofina, Jehovah ô! Valio aho+Fa ory sy mahantra.+ 2 Korintianina 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa fantatrareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia tonga nahantra noho ny aminareo,+ mba hampanan-karena+ anareo ny fahantrany.
17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+
9 Fa fantatrareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia tonga nahantra noho ny aminareo,+ mba hampanan-karena+ anareo ny fahantrany.