FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsy toy izany ve ny ankohonako, eo imason’Andriamanitra?+

      Fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra+ mantsy no nataony tamiko,

      Ary voaomana tsara izy io sady azo antoka.+

      Tena famonjena+ ahy sy tena fahafinaretako izy io,

      Koa tsy hataony miroborobo tsara ve?+

  • 1 Tantara 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsarovy mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fifanekena nataony,+

      Eny, tsarovy ny teny nandidiany, na dia hatramin’ny taranaka arivo mandimby aza.+

  • Jeremia 33:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Raha vitanareo ny manafoana ny fifanekena nifanaovako tamin’ny andro sy ny fifanekena nifanaovako tamin’ny alina, mba tsy hisy amin’ny fotoanany ny andro sy ny alina,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara