FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 97:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+

      Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+

  • Salamo 99:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Lehibe i Jehovah ao Ziona,+

      Ary ambony noho ny firenena rehetra izy.+

  • Isaia 40:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny firenena rehetra dia toy ny tsy misy eo anatrehany.+ Toy ny tsinontsinona sy zava-poana ireny aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara