1 Mpanjaka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity! Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+
27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity!
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+