FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hanompo andriamanitra+ nataon-tanan’olona ianareo any, dia vato aman-kazo+ izay tsy mahita na mandre na mihinana na mandre fofona.+

  • Isaia 40:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+

  • Isaia 44:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny ambiny kosa amboariny ho andriamanitra ka ataony sary sokitra. Miondrika sy miankohoka eo anatrehan’izany izy ka mivavaka aminy hoe: “Vonjeo aho fa andriamanitro ianao.”+

  • Jeremia 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa zava-poana toy ny fofonaina ny fanaon’ireo firenena.+ Hazo+ nokapaina tany an’ala no namboariny, dia asa tanan’olona tena havanana amin’ny fampiasana antsy fanaovana sokitra.+

  • Asan’ny Apostoly 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hitanareo sy renareo koa fa, tsy teto Efesosy+ ihany fa saika eran’ny faritr’i Azia mihitsy io Paoly io no nandresy lahatra vahoaka maro sy nampiova hevitra azy, tamin’ny filazana fa tsy andriamanitra ireo andriamanitra nataon-tanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara