Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+ Deoteronomia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+
28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+
8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+