Genesisy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+ Salamo 67:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitahy antsika tokoa Andriamanitra,+Ary hatahotra azy ny vazan-tany efatra.+ Asan’ny Apostoly 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary rehefa avy nanendry ilay Mpanompony Andriamanitra, dia tany aminareo aloha+ no nanirahany azy, mba hitahiana anareo ka hampiala anareo amin’ny zava-dratsy nataonareo avy.”
2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+
26 Ary rehefa avy nanendry ilay Mpanompony Andriamanitra, dia tany aminareo aloha+ no nanirahany azy, mba hitahiana anareo ka hampiala anareo amin’ny zava-dratsy nataonareo avy.”