Salamo 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra ny lehilahy tomady izay manao an’i Jehovah ho tokiny,+Ka tsy mitoky amin’ny mpikomy,Na amin’ny mpandainga.+ Salamo 62:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela. Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+
4 Sambatra ny lehilahy tomady izay manao an’i Jehovah ho tokiny,+Ka tsy mitoky amin’ny mpikomy,Na amin’ny mpandainga.+
8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+