Salamo 89:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manan-tsandry mahery ianao,+Matanjaka ny tananao,+Ary misandratra ny tananao ankavanana.+ Isaia 63:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aiza Ilay nandefa ny sandriny+ tsara tarehy teo ankavanan’i Mosesy, eny, Ilay nanasaraka ny rano teo anoloan’izy ireo,+ mba hampahalaza ny anarany+ mandritra ny fotoana tsy voafetra?
12 Aiza Ilay nandefa ny sandriny+ tsara tarehy teo ankavanan’i Mosesy, eny, Ilay nanasaraka ny rano teo anoloan’izy ireo,+ mba hampahalaza ny anarany+ mandritra ny fotoana tsy voafetra?