Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ Nomery 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy avelany hisy hampiasa herin’ny maizina+ hamelezana an’i Jakoba,Ary tsy avelany hisy loza hanjo ny Israely.I Jehovah Andriamaniny no momba azy,+Ary manakoako eo aminy ny fihobiana ny mpanjaka.
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
21 Tsy avelany hisy hampiasa herin’ny maizina+ hamelezana an’i Jakoba,Ary tsy avelany hisy loza hanjo ny Israely.I Jehovah Andriamaniny no momba azy,+Ary manakoako eo aminy ny fihobiana ny mpanjaka.