Salamo 91:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hisy loza hanjo anao,+Na zava-doza hanakaiky ny tranolainao.+ Ohabolana 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy hisy zava-doza hanjo ny marina,+ fa ho maro be kosa ny loza hanjo ny ratsy fanahy.+