FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Manavotra ny ain’ny mpanompony i Jehovah,+

      Ary tsy hisy homelohina izay mialoka aminy.+

  • Salamo 41:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah hiaro azy sy hitsimbina ny ainy.+

      Hambara ho sambatra izy eto an-tany.+

      Tsy hanolotra azy eo an-tanan’ny fahavalony mihitsy ianao.+

  • Salamo 97:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+

      Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+

      Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+

  • Salamo 145:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah.+

      Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara