FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mahatsiaro ny lasa aho, ka miharìtra ny aiko ato anatiko.+

      Fanaoko mantsy ny niara-dia tamin’ny maro,

      Sy ny nandeha moramora teo alohan’ny vahoaka nankany an-tranon’Andriamanitra.+

      Nanakoako ny fihobiana sy ny fisaorana,+

      Eny, ny feon’ny vahoaka nanao fety.+

  • Salamo 55:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Satria mpinamana be isika,+

      Ary niara-dia tamin’ny maro ho any an-tranon’Andriamanitra.+

  • Salamo 106:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mba hahitako fa maneho hatsaran-toetra amin’ny olom-boafidinao ianao,+

      Sy mba hiarahako hifaly amin’ny firenenao,+

      Ary mba hireharehako miaraka amin’ny lovanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara