FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nampiakatra ny Vata masin’i+ Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, sady nanao horakora-pifaliana+ narahina feon’anjombona.+

  • Salamo 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+

      Eny, izay ihany no hotadiaviko,+

      Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+

      Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+

      Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+

  • Salamo 84:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo any an-toeran-kafa.+

      Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’Andriamanitro,+

      Toy izay hiriaria ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.+

  • Mika 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maro ny firenena ho any, ka hanao hoe: “Avia!+ Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah sy ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,+ ary handeha amin’ny atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna, ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara