Salamo 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka ianareo hihira fiderana ho an’i Jehovah, izay mipetraka ao Ziona,+Lazao amin’ireo firenena ny asany.+ Salamo 48:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fantatra ho tendrombohitra fandosirana Andriamanitra, ao amin’ireo tilikambo fonenana any Ziona.+ Salamo 74:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsarovy ny vahoakanao, izay efa azonao hatry ny ela,+Dia ilay foko navotanao ho lovanao,+Sy ny Tendrombohitra Ziona fonenanao.+ Salamo 76:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ao Salema ny toeram-piafenany,+Ary ao Ziona ny fonenany.+ Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah+Izay monina ao Jerosalema!+Miderà an’i Jah!+ Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina
11 Aoka ianareo hihira fiderana ho an’i Jehovah, izay mipetraka ao Ziona,+Lazao amin’ireo firenena ny asany.+
2 Tsarovy ny vahoakanao, izay efa azonao hatry ny ela,+Dia ilay foko navotanao ho lovanao,+Sy ny Tendrombohitra Ziona fonenanao.+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina