FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hivoaka avy ao Ziona anie ny famonjena ny Israely!+

      Rehefa ampodin’i Jehovah ireo olony babo,+

      Dia aoka hifaly i Jakoba, ary hiravoravo i Israely.+

  • Salamo 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hanampy anao avy ao amin’ny toerana masina anie+ izy,

      Ary hanohana anao avy ao Ziona!+

  • Salamo 50:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Avy ao Ziona, eny, avy ao amin’ilay tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy,+ no amirapiratan’Andriamanitra.+

  • Salamo 128:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hitahy anao avy ao Ziona i Jehovah.+

      Jereo koa ny firoboroboan’i Jerosalema mandritra ny androm-piainanao,+

  • Romanina 11:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ary izany no fomba hamonjena ny Israely+ rehetra, araka ny voasoratra hoe: “Hivoaka avy ao Ziona ny mpanafaka+ ka hampiala an’i Jakoba amin’ny fanao ratsiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara