17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+
3Fa i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo,+ no hanaisotra ao Jerosalema+ sy Joda ny andry sy tohana rehetra ianteheran’izy ireo, dia ny sakafo sy ny rano,+