FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Taorian’izany, dia tsaroan’Andriamanitra+ i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao amin’ny sambofiara.+ Koa nampandalo rivotra* teny ambonin’ny tany Andriamanitra, dia nanomboka nihena ny rano.+

  • Deoteronomia 32:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah+

      Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony,+

      Satria ho hitany fa nanjavona ny herin’izy ireo

      Sady nanjary tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy sisa izy ireo.

  • Salamo 113:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Atsangany hiala amin’ny vovoka+ ny olona ambany,

      Ary ny mahantra kosa asandrany avy ao anaty lavaka misy lavenona,+

  • Lioka 1:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 satria nijery ny fahambanian’ny mpanompovaviny izy.+ Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara