Salamo 123:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eny, tototry ny fanesoana tafahoatra ataon’ireo miadana,+Sy ny fanamavoana ataon’ireo mizahozaho.+ Fitomaniana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+
16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+