1 Tantara 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izay andro izay i Davida vao nanolotra+ hira tamin’ny alalan’i Asafa+ sy ny rahalahiny, mba hisaorana+ an’i Jehovah: Salamo 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+ Salamo 69:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hidera ny anaran’Andriamanitra amin’ny alalan’ny hira aho,+Ary hankalaza azy amin’ny fisaorana.+ Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
7 Tamin’izay andro izay i Davida vao nanolotra+ hira tamin’ny alalan’i Asafa+ sy ny rahalahiny, mba hisaorana+ an’i Jehovah:
7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+
10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+