Jeremia 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Edoma: “Tsy misy fahendrena+ intsony angaha ao Temana?+ Tsy manana torohevitra homena intsony angaha ireo mahira-tsaina? Foana ve ny fahendreny?+ Fitomaniana 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tapitra ny sazy vokatry ny fahadisoanao, ry zanakavavin’i Ziona ô!+ Tsy halefany any an-tsesitany intsony ianao.+Mandinika ny fahadisoanao indray izy, ry zanakavavin’i Edoma ô! Aharihariny ny fahotanao.+ Ezekiela 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny namelezan’i Edoma ny taranak’i Joda ka nanaovany valifaty tamin’izy ireo, ary noho ny nanaovany zava-dratsy be dia be sy nanaovany valifaty tamin’izy ireo,+
7 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Edoma: “Tsy misy fahendrena+ intsony angaha ao Temana?+ Tsy manana torohevitra homena intsony angaha ireo mahira-tsaina? Foana ve ny fahendreny?+
22 Tapitra ny sazy vokatry ny fahadisoanao, ry zanakavavin’i Ziona ô!+ Tsy halefany any an-tsesitany intsony ianao.+Mandinika ny fahadisoanao indray izy, ry zanakavavin’i Edoma ô! Aharihariny ny fahotanao.+
12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny namelezan’i Edoma ny taranak’i Joda ka nanaovany valifaty tamin’izy ireo, ary noho ny nanaovany zava-dratsy be dia be sy nanaovany valifaty tamin’izy ireo,+