Salamo 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitetika ny hanao ratsy izy, na dia any am-pandrianany aza.+Mijanona eo amin’ny lalan-dratsiny izy,+Ary ny ratsy tsy mba laviny.+ Salamo 64:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mikasa foana ny hanao ny tsy marina ireny,+Ary mikotrika teti-dratsy efa maty paika.+Tsy hay fantarina ny ao anatin’ny tsirairay aminy, eny, ny ao am-pony.+ Ohabolana 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ny fo mamorona teti-dratsy,+ ny tongotra maika hihazakazaka hanao ratsy,+ Zakaria 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza manambaka ny mpitondratena+ na ny kamboty ray+ na ny vahiny monina eo aminareo+ na ny ory,+ ary aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo+ hamelezana ny namanareo.’ Matio 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.
4 Mitetika ny hanao ratsy izy, na dia any am-pandrianany aza.+Mijanona eo amin’ny lalan-dratsiny izy,+Ary ny ratsy tsy mba laviny.+
6 Mikasa foana ny hanao ny tsy marina ireny,+Ary mikotrika teti-dratsy efa maty paika.+Tsy hay fantarina ny ao anatin’ny tsirairay aminy, eny, ny ao am-pony.+
10 Aza manambaka ny mpitondratena+ na ny kamboty ray+ na ny vahiny monina eo aminareo+ na ny ory,+ ary aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo+ hamelezana ny namanareo.’
28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.