FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+

  • Romanina 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Fasana misokatra ny tendany, ary ny lelany no amitahany.”+ “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.”+

  • Jakoba 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy misy olombelona mahafolaka ny lela anefa. Manimba sy tsy hay fehezina izy io sady feno poizina mahafaty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara