2 Samoela 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Anisan’ireo miray tetika+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida:+ “Jehovah ô,+ mba ovao ho hadalana re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+ Salamo 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+ Sy izay mihetraketraka amiko.+
31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Anisan’ireo miray tetika+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida:+ “Jehovah ô,+ mba ovao ho hadalana re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+
12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+ Sy izay mihetraketraka amiko.+