FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka.

  • Salamo 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+

      Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+

  • Salamo 94:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa hatsingeriny eo an-dohan’ireny ny ratsy nataony,+

      Ary ny haratsian’ireny ihany no handringanany azy.+

      Haringan’i Jehovah Andriamanitsika tokoa ireny.+

  • Ohabolana 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanao teny tsy nety ny olon-dratsy ka voafandrik’izany,+ fa tafavoaka amin’ny fahoriana kosa ny marina.+

  • Ohabolana 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny tenin’ny tsisy saina no hahavoa azy,+ ary fandrika ho an’ny tenany ny zavatra lazainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara