Salamo 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nomenao rariny aho rehefa nitondra ny adiko hotsaraina.+Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka nitsara araka ny rariny.+ Salamo 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+ Salamo 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy ataony tsinontsinona+Na hamavoiny ny fahorian’ny ory.+Tsy manafina ny tavany aminy izy.+Nohenoiny ny ory rehefa niantso vonjy taminy.+ Salamo 72:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka anie ny mpanjaka!+Hamonjy ny zanaky ny ory anie izy,Ary hotorotoroiny ny mpanambaka!
4 Nomenao rariny aho rehefa nitondra ny adiko hotsaraina.+Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka nitsara araka ny rariny.+
18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+
24 Fa tsy ataony tsinontsinona+Na hamavoiny ny fahorian’ny ory.+Tsy manafina ny tavany aminy izy.+Nohenoiny ny ory rehefa niantso vonjy taminy.+
4 Hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka anie ny mpanjaka!+Hamonjy ny zanaky ny ory anie izy,Ary hotorotoroiny ny mpanambaka!