Salamo 39:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary aoka ianao hanongilan-tsofina rehefa miantso vonjy aho.+Aza odian-tsy hita ny ranomasoko.+Fa mpivahiny ihany aho eo anatrehanao,+Ary mpiavy toy ny razako rehetra.+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+
12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary aoka ianao hanongilan-tsofina rehefa miantso vonjy aho.+Aza odian-tsy hita ny ranomasoko.+Fa mpivahiny ihany aho eo anatrehanao,+Ary mpiavy toy ny razako rehetra.+
12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+