Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia tonga tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao.+ Ary ho lehibe tokoa ny valisoanao.”+ Ohabolana 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+
15 Taorian’izany, dia tonga tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao.+ Ary ho lehibe tokoa ny valisoanao.”+
5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+