Joba 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Sady manao zavatra lehibe tsy takatry ny saina,+Ary zava-mahagaga tsy hita isa.+ Joba 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany izany,+Ary vao bitsibitsika ihany no mba rentsika momba azy!Fa raha ny kotroka mafy avy aminy kosa, iza no mahalala izany?”+ Joba 36:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy takatry ny saintsika ny fisandratan’Andriamanitra,+Ary tsy hita isa ny taonany.+ Salamo 92:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lehibe tokoa ny asanao, Jehovah ô,+Ary tena lalina ny fisainanao.+ Salamo 139:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampiaiky volana ahy izany fahalalanao izany,+Sady avo loatra ka tsy takatro.+ Romanina 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Lalina tokoa ny harenan’Andriamanitra+ sy ny fahendreny+ ary ny fahalalany!+ Tsy takatry ny saina tokoa ny fitsarany+ ary tsy hay fantarina ny lalany!
14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany izany,+Ary vao bitsibitsika ihany no mba rentsika momba azy!Fa raha ny kotroka mafy avy aminy kosa, iza no mahalala izany?”+
33 Lalina tokoa ny harenan’Andriamanitra+ sy ny fahendreny+ ary ny fahalalany!+ Tsy takatry ny saina tokoa ny fitsarany+ ary tsy hay fantarina ny lalany!