Salamo 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aoka ho tia an’i Jehovah ianareo rehetra tsy mivadika aminy.+Arovan’i Jehovah ny olona mendri-pitokisana,+Fa mafy dia mafy kosa no avaliny an’izay mirehareha.+ Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+ Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+
23 Aoka ho tia an’i Jehovah ianareo rehetra tsy mivadika aminy.+Arovan’i Jehovah ny olona mendri-pitokisana,+Fa mafy dia mafy kosa no avaliny an’izay mirehareha.+
28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+