Salamo 118:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo mialoka amin’i Jehovah+Toy izay matoky olombelona.+ Isaia 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa mitandrema amin’ny olombelona, raha tsy te hahita loza ianareo. Fa fofonaina ihany no eo am-bavorony,+ ka misy dikany inona moa izy?+ Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+
22 Koa mitandrema amin’ny olombelona, raha tsy te hahita loza ianareo. Fa fofonaina ihany no eo am-bavorony,+ ka misy dikany inona moa izy?+
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+