FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Eo an-tanany ny ain’ny+ velona rehetra,

      Sy ny fofonain’ny olombelona rehetra.+

  • Salamo 104:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+

      Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+

      Ka miverina ho vovoka izy.+

  • Mpitoriteny 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy misy manana fahefana amin’ny aina ka hoe hahatana ny ainy,+ ary tsy ananan’ny olona fahefana koa ny andro ahafatesany,+ sady tsy misy afa-miala amin’ny ady.+ Ary tsy havelan’ny faharatsiana ho afa-maina izay manaram-po amin’ny ratsy.+

  • Matio 27:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary niantsoantso mafy indray i Jesosy, dia tapitra ny ainy.+

  • Asan’ny Apostoly 7:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Ary tsy nitsahatra nitora-bato an’i Stefana ireo, fa izy kosa niantso hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara