Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+ Isaia 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hiteny toy izao koa ianareo amin’izany andro izany: “Misaora an’i Jehovah, rey olona!+ Miantsoa ny anarany.+ Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Ambarao fa misandratra ny anarany.+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+
4 Hiteny toy izao koa ianareo amin’izany andro izany: “Misaora an’i Jehovah, rey olona!+ Miantsoa ny anarany.+ Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Ambarao fa misandratra ny anarany.+