27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity!
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+