FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy sarotra aminao ny manampy ny olona, na maro izy, na tsy manan-kery.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa ianao no ianteheranay,+ ary amin’ny anaranao+ no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io. Jehovah ô, ianao no Andriamanitray!+ Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

  • 2 Tantara 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa tsy hampihatra ny didim-pitsaranao amin’izy ireo ve ianao, ry Andriamanitray ô?+ Fa tsy manan-kery izahay eo anatrehan’io vahoaka be manafika anay io,+ ary tsy fantatray izay tokony hatao,+ ka ianao no andrandrainay.”+

  • 2 Tantara 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara