Joba 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+ Joba 29:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nopotehiko ny valanoranon’ny mpanao ratsy,+Ary norombahiko teny am-bavany ny remby azony.
10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+