Salamo 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampahafantarinao ahy ny lalan’ny fiainana.+Fifaliana tsy omby tratra no eo anatrehanao,+Ary fahafinaretana no eo ankavananao, mandrakizay.+ Salamo 45:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tianao ny fahamarinana,+ fa halanao ny faharatsiana.+Izany no mahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao,+ hanosotra+ anao menaka fifaliana+ mihoatra noho ireo namanao.+ Asan’ny Apostoly 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nampahafantarinao ny lalan’ny fiainana aho, ary hovokisanao fifaliana eo anatrehanao.’+
11 Hampahafantarinao ahy ny lalan’ny fiainana.+Fifaliana tsy omby tratra no eo anatrehanao,+Ary fahafinaretana no eo ankavananao, mandrakizay.+
7 Tianao ny fahamarinana,+ fa halanao ny faharatsiana.+Izany no mahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao,+ hanosotra+ anao menaka fifaliana+ mihoatra noho ireo namanao.+