FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Manao ny rariny i Jehovah,+ ary tena tia ny rariny.+

      Ny olo-marina no hahita ny tavany.+

  • Isaia 45:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ka hilazany hoe: ‘Ao amin’i Jehovah tokoa no misy fahamarinana sy hery+ be dia be. Ho tonga any aminy izay rehetra tezitra aminy, ka ho menatra.+

  • Jeremia 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara