FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+

  • Ezekiela 39:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hihinana ny nofon’ny mahery ianareo,+ ary hisotro ny ran’ireo mpiadidy eny ambonin’ny tany, izay toy ny ondrilahy sy ondrilahy kely+ sy osilahy sy vantotr’ombilahy,+ eny, biby nohatavezina avy any Basana izy rehetra.+

  • Amosa 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i Basana,+ izay eo an-tendrombohitr’i Samaria,+ dia ireo manambaka ny madinika+ sy mampahory ny mahantra ary milaza amin’ny tompony hoe: ‘Aza mitondra tanam-polo rehefa mody, ary andao isika hisotro!’

  • Matio 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara