Salamo 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy aho tato am-poko: “Ianao efa nandidy anay hoe: ‘Mitadiava ahy*+ ianareo.’”Ianao tokoa no hotadiaviko, Jehovah ô!+ Salamo 105:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitadiava an’i Jehovah sy ny heriny.+Mitadiava azy* mandrakariva.+
8 Hoy aho tato am-poko: “Ianao efa nandidy anay hoe: ‘Mitadiava ahy*+ ianareo.’”Ianao tokoa no hotadiaviko, Jehovah ô!+