13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy mahery i Jehovah.+ Toy ny lehilahy mpiady izy, ka hofohaziny ny hafanam-pony.+ Hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady+ izy. Hahery noho ny fahavalony izy.+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.