FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 I Jehovah dia mpiady mahery.+ Jehovah no anarany.+

  • 1 Samoela 17:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ho fantatry ny fiangonana manontolo eto koa fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hanolotra anareo eo an-tananay izy.”+

  • 2 Tantara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+

  • Isaia 59:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanaovany toy ny akanjo mifono vy ny fahamarinana,+ ary nataony teo amin’ny lohany ny fiarovan-dohan’ny famonjena.+ Notafiny koa ny akanjon’ny famaliana,+ ary nisalorany toy ny akanjo tsy misy tanany+ ny zotom-po.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara