Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+